Entry mandamaka (lamaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mikapa: Nandamaka bozaka teny an-tsaha izahay omaly
¶ Mandry tsy afaka na tsy mety miarina: Mandamaka ao am-pandriana ao izy fa marary
¶ Mifofotra amin' ny raharaha: Mandamaka amin' ny raharahany Rakoto ka tsy tiany ny helingelenina [Rajemisa 1985]
English translation to level, to make even; to lie down, as cattle unable to proceed from fatness or leanness [Richardson 1885]
Morphology 
mandamaka
nandamaka
handamaka
mandamaha
Quotes 

Updated on 2020/07/31