Entry manavina (avina)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy [Rajemisa 1985]
English translation   to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry. [Richardson 1885]
Morphology  
manavina
nanavina
hanavina
manavena

Updated on 2012/05/07