|
|
|
|

Entry1  mañavela
Root  2 vela
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 [Tanala] mametraka, mamela, tsy raisina intsony: Ronono ka tsy manavela ny tsy hihavana ndre hivadike ho herony (tsy avelan'ny ronono tsy hihavanana dia hiavaka ho herotra aza) [1.78]

Anagrams  mañavela, 5 valamena

Updated on 2026/02/04