Entry manatsoaka (tsoaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra
¶ Manala, manesotra: Manatsoaka ny akanjony ny mpilalao fa mafana loatra ny andro [Rajemisa 1985]
French definition arracher, déboîter, extraire, abroger, se dédire de [Abinal 1888]
French definition déduire, retirer [SLP 1986]
Morphology 
manatsoaka
nanatsoaka
hanatsoaka
manatsoaha

2012/05/07