| Entry | 1 manatsatsika |
| Root | 2 tsatsika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitono hena amin' ny salazam-by na mivantana amin' izao eo ambony afo [1.1] |
| Explanations in French |
5 faire griller, brocher [1.13] |
| Examples |
6 manatsatsika hena izy, ka dia voky
[2.996]
|
| Morphology |
|
| Vocabulary | 11 Economy: food |
| Updated on 2025/09/12 |
|