|
|
|
|

Entry1  manatraingo
Root  2 traingo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 (mitraingo no fampiasa matetika kokoa) Mikapa amin' ny antsy ny tongo-biby hatreo amin' ny lohalika no ho midina: Manatraingo omby. [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8 mitraingo

Updated on 2025/09/12