|
|
|
|

Entry1  manasavorovoro
Root  2 savorovoro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy [1.1]
Explanations in English  5 to entangle, to put in disorder [1.7]
Explanations in French  6 embrouiller, mettre en désordre [1.8]
Examples  7  Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana! [2.503#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12 manavorovoro

Updated on 2025/11/13