| Entry | 1 manararo |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 hararo |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mitana, manampontsampona, manao izay hahatratra aoriana: Aza manararo ny zanako amin' ny kilalao ialahy isany sao diso fidirana any am-pianarana izy Milalao, manadala: Nanararo ny mpandalo tamin' ny hatsikany teo i Rainimbahy |
| Explanations in English |
9 [1.2] to put an obstacle or difficulty in the way, to discourage, to dishearten. (prov. ?) |
| Updated on 2025/07/29 |
|