|
|
|
|

Entry1  manapepo
Root  2 pepo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manisy lempona, manao izay hahapepo
5 Tsy mamela hitraka, tsy mamela handroso: Tsy tsara ny manapepo tanora vao misondrotra [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2025/09/12