|
|
|
|

Entry1  manapa-kota
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manapaka, hota
Explanations in Malagasy  4  [1.78] manakoaba eo am-pihinanana [Sakalava]
5  [1.1] mampiato ny fisakafoan' olona izay mbola eo am-pihinanana: Aza fady, tompoko, fa manapa-kota (teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka handao olona mbola eo am-pisakafoana)

Anagrams  6 manapa-kota, 7 taom-pakana

Updated on 2025/09/12