|
|
|
|

Entry1  manan-kery
Elementary words  2 manana, 3 hery
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ampiharina amin'ny fotoana itenenana [1.13]
Explanations in French  6 en vigueur [1.13]
Examples  7  Satria, ohabolana manankery ilay milaza hoe: "Lehibe manan-dehibe. [2.270]
8  Tsy ny lehibentsika, na ny manankery, na ny olona ambony ihany no mendrika handray haja avy amintsika, fa ny olo-mitovy amintsika koa. [2.285]

Anagrams  manan-kery, 9 mankarine

Updated on 2025/10/11