Entry manandrankandrana (kandrankandrana (kandrana))
Part of speech   active verb
French translation   hasarder [Rakotonaivo 1993]
Examples   Aleo manandrankandrana mamonjy olo-meloka toy izay manameloka tsy manan-tsiny (Il vaux mieux hasarder de sauver un coupable que de condamner un innocent) [Voltaire] [Rakotonaivo 1993, page 479]
Morphology  
manandrankandrana
manandrankandran-
manandrankandram-
manandrankandra-
nanandrankandrana
nanandrankandran-
nanandrankandram-
nanandrankandra-
hanandrankandrana
hanandrankandran-
hanandrankandram-
hanandrankandra-
Synonyms   mitsapa vintana

Updated on 2016/10/13