Entry mananasy
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaniry mamoa misy raviny matsilotsilo ary hodiny matevina marokoroko: Voankazo be ranony ny mananasy
¶ "Ilay boka mitaingin-tseza" no filaza ny mananasy amin' ny ankamantatra [Rajemisa 1985]
English definition a pineapple [Hallanger 1973]
French definition ananas [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin French: ananas.
Quotes 
Illustrations 

2012/06/15