|
|
|
|

Entry1  manampina
Root  2 tampina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manisy sarona amin' ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina vova fery ~ Manampi-maso tsy hahita
5 Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin' ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa
6 Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin' ny vody rindrina
7 Manisy sakana amin' ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana [1.1]
Explanations in English  8 to plug, to cork [1.7]
Explanations in French  9 boucher [1.3#662, 1.8]
10 fermer, mettre une pierre à un trou du mur [1.3#662]
Examples  11  Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny; [2.996]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
All compound words  16 manampi-maso
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 mampañina, 19 mampinana, 20 manampina, 21 mpanamina, 22 mpinamana

Updated on 2025/11/13