| Entry | 1 manamaina |
| Root | 2 maina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba
5 Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro [1.1] |
| Explanations in English |
6 to dry
[1.7] |
| Explanations in French |
7 faire sécher, dessécher
[1.8] |
| Examples |
8 Miasà hananana, hoy izy, fa tsy manamaina.
[2.508#]
9 Ny hafanana sy ny setroka no manamaina azy. [2.117#] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|