| Entry | 1 manamaimbo |
| Root | 2 maimbo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga ho maimbo: Ario any io fatin-tsaka io fa manamaimbo tanàna Manala baraka, manala voninahitra, mahafa-baraka: Hanamaimbo azy eo anatrehan' ny vahoaka itỳ taratasy itỳ raha havoaka [1.1] |
| Explanations in English |
5 to cause to stink. [1.7] |
| Explanations in French |
6 rendre puant. [1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|