| Entry | 1 mañalotralotra |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 manalokaloka, manakotakona (jereo mañalotra): Voleo bonara ny tany kafe ba hañalotralotra anaje (voleo bonara (karazan-kazo) ny saha misy kafe voavoly mba hanalokalo azy)
[Tanala]
[1.78] |
| Updated on 2025/09/12 |
|