Entry | manalemy (lemy) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy Mampitony, manalefaka: Ny fifonako taminy no nanalemy ny hatezerany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To soften; to weaken [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Ramollir [1.3, 1.8] | ||||||||
Adoucir, assouplir, calmer, civiliser [1.3] | |||||||||
Affaiblir [1.8] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Antonyms | manamafy | ||||||||
Anagrams | manalemy, manilema |
Updated on 2023/01/20 |