Entry manalehibe (lehibe)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany
¶ Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ
¶ Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [Rajemisa 1985]
English translation to make bigger or greater [Hallanger 1973]
French translation rendre grand; agrandir [Hallanger 1974]
Morphology 
manalehibe
nanalehibe
hanalehibe
manalehibiaza
Antonyms 
Quotes 

Updated on 2020/07/31