|
|
|
|

Entry1  manalalaka
Root  2 lalaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana
5 Manalehibe, manitatra: Amin' ny herintaona vao manalalaka ny tranonay izahay
6 Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra
7 Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin' ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony [1.1]
Explanations in English  8 is used in Imerina for mandalaka [1.2]
9 to make wide, to make roomy [1.7]
Explanations in French  10 desserrer, élargir, rendre spacieux [1.3, 1.8]
11 espacer, mettre à l'aise [1.3]
Examples  12  Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin' ny longoa nataony ihany izy [2.996#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :

Updated on 2025/11/17