Entry mañalady (malady)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bezanozano] manafaingana [Rakotosaona 1972]

Entry manalady (halady)
Part of speech active verb
Malagasy definition [ mañalady ] [Bezanozano] miala tsiny [Rakotosaona 1972]
 Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao)
¶ Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko [Rajemisa 1985]
English definition to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw. [Richardson 1885]
Morphology 
manalady
nanalady
hanalady
manaladia
Compound words, titles, names 

2011/10/29