Entry manakory (tao, akory)
Part of speech   interjection [list]
Malagasy definition   Teny entina miarahaba sahala amin' ny "manahoana": Manakory aby ianareo? [Rajemisa 1985]
   [Bezanozano] manao ahoana! [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/02/23