| Entry | 1 manakodia |
| Root | 2 kodia |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hivadibadihan-javatra iray: Iza ary no nanakodia ity vato ity halina?
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to roll something
[1.7] |
| Explanations in French |
6 faire rouler
[1.8] |
| Examples |
7 Ary izy nifampilaza hoe: Iza re no hasaintsika manakodia ny vato amin' ny varavaram-pasana e?
[2.996#]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 Adonikama, manakodia |
| Updated on 2025/11/17 |
|