Entry manajary (hajary)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   manamboatra
¶ mamela, mametraka [Bara] [Rakotosaona 1972]
   mamboatra [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   manamboatra, manasoa [Rajemisa 1985]
English translation   to arrange, to promote. [Richardson 1885]
Malagasy definition   manamboatra ny simba
¶ mampirina
¶ manatsara [SLP: Voambolana]
French translation   réparer
¶ ranger
¶ aménager [SLP: Voambolana]
Morphology  
manajary
nanajary
hanajary
manajaria
Quotes  

Entry manajary (hajary)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamitrana fihavanana
¶ Manaja: Havana manajary havana [Rajemisa 1985]
Morphology  
manajary
nanajary
hanajary
manajaria

Entry mañajary (hajary)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   manisy ody, manao ody, manafana amin'ny ody [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/08/11