| Entry | 1 manaingina |
| Root | 2 taingina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mametraka eo ambony: Manaingina entana eo ambony lalimoara izy
5 Manone amboniny (amin' ny fanongonam-barotra) [1.1] |
| Explanations in English |
6 to place upon or astride something
[1.7] |
| Explanations in French |
7 mettre à califourchon sur quelque chose, poser dessus
[1.8] |
| Examples |
8 Eny, mamehy entana sady mavesatra no sarotra entina izy ka manaingina izany eo amin' ny soroky ny olona
[2.996#]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|