Entry manahinahy (ahiahy)
Part of speech active verb
Explanations in English To distrust anyone or anything, to be suspicious of. [1.2]
Examples Koa manahinahy aho, sao atody miady amam-bato isika, sao fako misakan-driaka, voloh-katsaka misakan-tadio, ary basy mihaika varatra, ka manohitra ny tsy eran'ny aina; [2.588]
Morphology 
Present : manahinahy
Past : nanahinahy
Future : hanahinahy
Imperative : manahinahia

Updated on 2023/04/09