| Entry | 1 manaboroaka |
| Root | 2 boroaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika [1.1] |
| Explanations in English |
5 to pierce [1.7] |
| Explanations in French |
6 percer de part en part [1.8] |
| Examples |
7 Indro fa ny itokianao hitehenana dia ilay volotara folaka, i Ejipta, izay manindrona sy manaboroaka ny tanan' izay rehetra mitehina aminy;
[2.996#]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|