Entry manaboribory (boribory)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manao ho boribory tsy misy zoronjorony na motiny kely mihoatra atsy sy eroa [Rajemisa 1985]
French translation   arrondir [SLP: Voambolana]
Morphology  
manaboribory
nanaboribory
hanaboribory
manaboriboria

Updated on 2011/11/06