Entry manaboabo (aboabo)
Part of speech active verb
Malagasy definition manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny
¶ midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka
¶ manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay [Rajemisa 1985]
English definition To elevate, to raise higher, to honour, to exalt. [Richardson 1885]
French definition Vanter, exalter [Abinal 1888]
Morphology 
manaboabo
nanaboabo
hanaboabo
manaboaboa

2013/09/04