Entry mampivelatra (velatra)
Part of speech active verb
French definition épanouir, élargir; développer [SLP 1986]
French definition faire développer [Rajaonarimanana 1995]
Morphology 
mampivelatra
nampivelatra
hampivelatra
Examples Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra. [Rajohanesa: Kintana]

2015/02/20