Entry mampiseho (seho)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamelatra mba ho hita: Mampiseho sary amin' ny ankizy ~ Mampiseho hakevohana io tovolahy io amin' ny ataony rehetra
Mitovy hevitra: maneho [Rajemisa 1985]
English definition to put on display [Hallanger 1973]
French definition montrer, exhiber [Hallanger 1974]
French definition représenter, présenter [SLP 1986]
Morphology 
mampiseho
nampiseho
hampiseho
mampisehoa
Quotes 

2013/03/18