| Entry | 1 mampiseasea |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] mampirehidrehitra, manafana, mampihetsika: Ataovo soa tsa ihina mangoevetse amin'ny andro manañina (Tandremo tsara tsy hihinana anamalaho amin'ny andro mafana be)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|