Entry mampisalasala (salasala)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitovy hevitra: atriatry ~ basina ariary fito ~ mahasadaika ~ mampiroaroa saina ~ manakalahy ~ manakà ~ manalasala ~ manao traingon' alika ~ tsy main-tsy lena ~ vozon' akoho tanora [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Morphology 
mampisalasala
nampisalasala
hampisalasala
Examples « Aza mampisalasala anay hianao! [Callet: Tantara, page 325]
Quotes 

2013/11/14