| Entry | 1 mampiroborobo |
| Root | 2 roborobo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in French |
4 faire prospérer, développer
[1.5] |
| Examples |
5 Ny Repoblika Demokratika Malagasy izay tsy mivaky nefa misy fitsinjaram-pahefana dia miantoka sy mampirisika ny fisahanan' ny vondrom-bahoaka isam-paritany ny asa aman-draharaha entina mampiroborobo ny Firenena.
[2.114#]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|