Entry mampirina (ampirina)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy
¶ Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [Rajemisa 1985]
English translation   to arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina. [Richardson 1885]
Morphology  
mampirina
nampirina
hampirina
mampirima
Synonyms   manampirina

Updated on 2013/03/18