| Entry | 1 mampiredareda |
| Root | 2 redareda |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Saingy izany fitiavana izany nifangaro zavatra hafa taty aoriana, zavatra hafa tsy nisy ratsy anefa na izany aza : tokony ho nampitombo, nampiredareda azy izany fangarony izany.
[2.4#26]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/26 |
|