Entry | 1 mampiray |
Root | 2 iray |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 manambatra ho iray [1.13] |
Explanations in English |
5 to unite [1.7] |
Explanations in French |
6 unir [1.8] 7 unifier [1.13] |
Examples |
8 Sady mampiray azy ireny no mandravarava azy koa.
[1.369#]
9 Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499#] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 ampamiry, 14 mampiary, 15 mampiray, 16 miampira |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |