Entry | 1 mampihiratra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hiratra |
Examples |
4 [2.4] Ny resak' izy roa lahy nitohy ihany ary tsy nisy niafina tamiko, no hampihiratra tanteraka ny masoko sy ny saiko.
5 [2.996] Iaveh mampihiratra ny jamba; Iaveh mampitraka ny mitanondrika; Iaveh tia ny marina; |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/10 |
![]() |