| Entry | 1 mampihena |
| Root | 2 hena |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in English |
4 to lessen, to diminish [1.7] |
| Explanations in French |
5 diminuer, amoindrir [1.8] |
| Examples |
6 mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany;
[2.436#]
7 mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472#] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|