| Entry | 1 mampifampan~ |
| Part of speech | 2 prefix [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Tovona fanaovana "matoantenin' ny mpanao asa ifanaovan' olona roa" ho an' ny mt manomboka amin' ny mam- na man-, enti-milaza olona manasa olona roa na maro hifamaly asa
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|