| Entry | 1 mampidi-doza |
| Elementary words | 2 mampiditra, 3 loza |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mampahita loza, mamohehatra.
[1.1] 6 mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana. [1.13] |
| Explanations in French |
7 dangereux.
[1.13] |
| Examples |
8 Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza.
[2.117#]
9 Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza. [2.332#] 10 Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina. [2.270#] |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|