|
|
|
|

Entry1  mampidi-doza
Elementary words  2  mampiditra, loza
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mampahita loza, mamohehatra
5  [1.13] mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana
Explanations in French  6  [1.13] dangereux
Examples  7  [2.117#] Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza.
8  [2.332#] Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza.
9  [2.270#] Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina.
Proverbs  10  Proverbs containing the word mampidi-doza

Updated on 2024/12/07