Entry mampiafina (afina)
Part of speech active verb
Examples Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin' Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy. [Baiboly: 29.59.2]
Morphology 
mampiafina
mampiafin-
mampiafim-
mampiafi-
nampiafina
nampiafin-
nampiafim-
nampiafi-
hampiafina
hampiafin-
hampiafim-
hampiafi-

2017/03/28