| Entry | 1 mampandroso | 
| Root | 2 roso | 
| Part of speech | 3 active verb | 
| Explanations in French | 4   faire fructifier, faire progresser [1.13] | 
| Examples | 5   Fanabeazana mampandroso ny sivilizasionina malagasy (Fety Miehel.
[2.285#] 6 ary tsy mahasoa ny ankizy ny mifindrafindra fianaràna mandra-kariva, fa tsy mampandroso ny fahaizany izany. [1.123#] | 
| Morphology | 
 | 
| Updated on 2025/09/12 |   |