| Entry | 1 mampamangy |
| Root | 2 vangy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mampitondra famangiana olona noho ny tsy fahafahan' ny tena mankany.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 envoyer des compliments.
[1.3#442] |
| Examples |
6 tonga eto amin'ny taninao ny ira-dRanavalomanjaka, koa milaza aminao ny fahatongavana, dia mampamangy anao.
[2.366#]
7 Ny Kristiana rehetra eto Madagaskara dia mampamangy anareo rehetra izay eo aminy Kraistra, fa ao aminy ny mpihavana, fa dia mifanalavitra aza, dia tafatambatra ho iray. [2.649#] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 mampamangy, 13 mampaminga |
| Updated on 2025/09/12 |
|