Entry mamotsotra (votsotra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamaha, manaboraka: Iza no namotsotra ity kofehy itỳ?
¶ Mitery (ombivavy): Lasa namotsotra omby any an-tsaha izy
¶ Manafaka gadra na mpanompo: Iza no mpanjakavavy namotsotra ny mpanompo raha mba fantatrao?
¶ Manala (ny fahotana): Nahazo lalana tamin' ny Tompo hamotsotra ny fahotana izy
¶ Miala, mamadika: Mahagaga fa namotsotra indray ny iray tamin' ireo nilatsaka hofidina [Rajemisa 1985]
English definition   to set free [Hallanger 1973]
French definition   faire glisser entre les mains, ingurgiter, traire, nettoyer, enlever les feuilles en faisant glisser entre les doigts, les mains
¶ (figuré) affranchir un esclave, absoudre les péchés [Abinal 1888]
   libérer, lâcher [Hallanger 1974]
Morphology  
mamotsotra
namotsotra
hamotsotra
mamotsora

Entry mamotsotra (votsotra)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] afa-jaza [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] maty anaka [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] afa-jaza, tsy mahavanon'anaka [Rakotosaona 1972]
   Enti-milaza biby miteraka ka tsy mahazo ny zanany: Namotsotra indray Ikalamavo [Rajemisa 1985]
French definition   qui avorte, se dit des animaux [Abinal 1888]

2011/10/28