Entry mamositra (fositra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta
¶ Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [Rajemisa 1985]
English definition to ignite by friction. [Richardson 1885]
Morphology 
mamositra
namositra
hamositra
mamosera

Entry mamositra (fositra)
Part of speech active verb
English definition  [Provincial] to thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire [Richardson 1885]

Entry mamositra (vositra)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Sihanaka] mamora [Rakotosaona 1972]
English definition to castrate [Hallanger 1973]
French definition châtrer [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mamositra
namositra
hamositra
mamosera

Entry mamositra (vositra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka [Rajemisa 1985]
English definition to nip off shoots [Hallanger 1973]
French definition décapiter une plante [Hallanger 1974]
French definition ébourgeonner, tailler en vert [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Morphology 
mamositra
namositra
hamositra
mamosera

2019/09/24