|
|
|
|

Entry (1/3)1  mamory
Root  2 vory
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 (mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka. [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8 mamorivory
All compound words  9 mamory nana

Entry (2/3)10  mamory
Root  11 vory
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13 Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana.
14 Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena.
15 Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika. [1.1]
Explanations in English  16 to gather, to collect. [1.7]
Explanations in French  17 réunir, rassembler. [1.8]
Examples  18  Ka ianao ihany no mamory. [2.588#]
19  ka samia mamory havana isika roa lahy, fa fara-doboka izao. [2.69#]
20  Dia mamory indray isika, ka samy hanonona izay zakany. [2.59#]
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
24  Imperative :

Entry (3/3)25  mamory
Part of speech  26  active verb
Explanations in Malagasy  27 mamarana amin-java-maranitra ho dombo. [Tanala] [1.78]

Anagrams  28 mamory, 29 miroma, 30 morima

Updated on 2025/11/11