| Entry (1/2) | 1 mamorifotra |
| Root | 2 forifotra |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mivoaka (enti-milaza ireo bontsimbontsina kely be diabe vokatry ny aretina): Namorifotra ny kitrotron' Ilita ka tsy naharitra reniny naka dokotara
[1.1] |
| Explanations in French |
5 faire éruption, apparaître en masse, pulluler
[1.3] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 9 mamorifotra |
| Root | 10 forifotra |
| Part of speech | 11 adjective |
| Explanations in Malagasy |
12 feno zavatra boribory madinika marobe
[1.13] |
| Explanations in French |
13 oolithique
[1.13] |
| Vocabulary | 14 Geology |
| Updated on 2025/11/13 |
|