| Entry | 1 mamonkin-tsaina |
| Elementary words | 2 mamonkina, 3 saina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ilazana ireo izay tsy mba mety manambara ny heviny na dia fantany aza ny antony, fa aleony tsy mamosaka na inona na inona.
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|